Joba 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nanjary mainty ny hoditro,+ ka mihofakofaka,Ary mahamay ny taolako satria maina. Salamo 63:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+Mangetaheta anao aho.+Maniry fatratra anao ny tenakoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+ Salamo 102:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa miserana toy ny setroka ny androko,+Ary mena mivaivay toy ny fatana ny taolako.+
63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+Mangetaheta anao aho.+Maniry fatratra anao ny tenakoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+