Salamo 92:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsara ny manao izany miaraka amin’ny lokanga misy tadiny folo sy ny mandôlinina,+Ary ny feon’ny harpa maneno mafy.+ Salamo 144:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hira vaovao no hohiraiko ho anao, Andriamanitra ô!+Lokanga misy tadiny folo no hanaovako hira fiderana ho anao.+
3 Tsara ny manao izany miaraka amin’ny lokanga misy tadiny folo sy ny mandôlinina,+Ary ny feon’ny harpa maneno mafy.+
9 Hira vaovao no hohiraiko ho anao, Andriamanitra ô!+Lokanga misy tadiny folo no hanaovako hira fiderana ho anao.+