FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nisotro divay izy ka mamo,+ dia nanary lamba teo afovoan’ny tranolainy.

  • Salamo 107:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy mandeha mahitsy izy ireo fa mivembena toy ny mamo,+

      Ka foana daholo ny fahendreny.+

  • Ohabolana 23:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Aza mijery divay amin’izato lokony mena, sy ny famirapiratany ao anaty kaopy, ary ny fikorianany midina any an-tenda.

  • Isaia 19:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nataon’i Jehovah sahiran-kevitra+ i Ejipta, ary ny mpitarika azy dia nampirenireny azy tamin’ny asany rehetra, ka toy ny olona mamo mibolisatra eo amin’izay naloany+ izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara