Ohabolana 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hanao zavatra amin-kadalana ny olona mora tezitra,+ fa ny olona misaina kosa halan’ny olona.+ Ohabolana 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mampisy fifandirana ny tenin’ny tsisy saina,+ ary mahatonga azy ho voakapoka ny vavany.+ Mpitoriteny 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ianao tsy ho mora tezitra,+ fa ny fahatezerana mitoetra ao an-tratran’ny adala.+ Jakoba 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Avy aiza ny ady, ary avy aiza ny fifandirana eo aminareo? Moa ve izany tsy avy amin’ny+ fanirianareo fatratra fahafinaretan’ny nofo, dia faniriana miady ao amin’ny vatanareo?+
4 Avy aiza ny ady, ary avy aiza ny fifandirana eo aminareo? Moa ve izany tsy avy amin’ny+ fanirianareo fatratra fahafinaretan’ny nofo, dia faniriana miady ao amin’ny vatanareo?+