FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Taorian’ny nahafatesan’i+ Josoa, dia nanontany+ an’i Jehovah ny zanak’Israely hoe: “Iza aminay no hiakatra voalohany hiady amin’ny Kananita?”

  • 1 Samoela 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Malina+ foana izy tamin’izay rehetra nataony, ary nomba azy i Jehovah.+

  • Ohabolana 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady,+ ary ahazoana famonjena ny fananana mpanolo-tsaina maro.+

  • Lioka 14:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary mpanjaka iza no handeha hiady amin’ny mpanjaka hafa, ka tsy mipetraka aloha maka hevitra, raha ho vitany na tsia, ny hifanandrina amin’ilay manana miaramila roa alina nefa ny azy iray alina monja?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara