FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 21:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha vao ren’i Jezebela fa notoraham-bato i Nabota ka maty, dia niteny avy hatrany tamin’i Ahaba izy hoe: “Mitsangàna, ka alaivo ho fanananao ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita,+ izay tsy nomeny hovidinao. Efa maty mantsy i Nabota, fa tsy velona intsony.”

  • Ohabolana 23:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tany, izay efa napetraka taloha ela be.+ Ary aza miditra ao amin’ny tanin’ny kamboty ray,+

  • Ohabolana 28:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara