Deoteronomia 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa tandremo sao hadinoinareo ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo taminareo,+ ka manao sary sokitra ho anareo ianareo, dia bikabikan’ny zavatra rehetra nandraran’i Jehovah Andriamanitrareo+ anareo. Hosea 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho ringana ny oloko noho ny tsy fisian’ny fahalalana.+ Noho ianao nanda ny fahalalana,+ dia holaviko tsy ho mpisoroko intsony ianao.+ Ary noho ianao manadino foana ny lalàn’Andriamanitrao,+ dia hohadinoiko koa ny zanakao.+
23 Koa tandremo sao hadinoinareo ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo taminareo,+ ka manao sary sokitra ho anareo ianareo, dia bikabikan’ny zavatra rehetra nandraran’i Jehovah Andriamanitrareo+ anareo.
6 Ho ringana ny oloko noho ny tsy fisian’ny fahalalana.+ Noho ianao nanda ny fahalalana,+ dia holaviko tsy ho mpisoroko intsony ianao.+ Ary noho ianao manadino foana ny lalàn’Andriamanitrao,+ dia hohadinoiko koa ny zanakao.+