Ohabolana 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny fahamarinan’ny tsy manan-tsiny no hampahitsy ny lalany,+ fa ny faharatsian’ny ratsy fanahy kosa no hahalavo azy.+ 1 Tesalonianina 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa enga anie ilay Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Tompontsika+ hitarika soa aman-tsara ny dianay ho any aminareo!
5 Ny fahamarinan’ny tsy manan-tsiny no hampahitsy ny lalany,+ fa ny faharatsian’ny ratsy fanahy kosa no hahalavo azy.+
11 Koa enga anie ilay Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Tompontsika+ hitarika soa aman-tsara ny dianay ho any aminareo!