Joba 31:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy Ilay nanamboatra ahy tao am-bohoka ihany ve no nanamboatra azy koa?+Ary tsy Iray ihany ve no namolavola anay tao am-bohoka? Joba 34:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Eo anefa Ilay tsy miangatra amin’ny andriana,Sady tsy mba manaja ny olona ambony mihoatra noho ny olona ambany,+Satria samy asan’ny tanany ireny.+ Asan’ny Apostoly 17:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary avy tamin’ny olona anankiray+ no nanaovany ny olona any amin’ny firenena rehetra+ mba honina manerana ny tany manontolo,+ ary efa nisy fotoana voatondrony+ sy faritra noferany honenan’ny olona,+
15 Tsy Ilay nanamboatra ahy tao am-bohoka ihany ve no nanamboatra azy koa?+Ary tsy Iray ihany ve no namolavola anay tao am-bohoka?
19 Eo anefa Ilay tsy miangatra amin’ny andriana,Sady tsy mba manaja ny olona ambony mihoatra noho ny olona ambany,+Satria samy asan’ny tanany ireny.+
26 Ary avy tamin’ny olona anankiray+ no nanaovany ny olona any amin’ny firenena rehetra+ mba honina manerana ny tany manontolo,+ ary efa nisy fotoana voatondrony+ sy faritra noferany honenan’ny olona,+