Ohabolana 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany,+ fa izay tia azy kosa manara-maso azy ka mananatra azy.+ Ohabolana 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Faizo ny zanakao dieny mbola misy fanantenana,+ ary aza maniry ny hahafatesany.+ Ohabolana 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Kapohy amin’ny tsorakazo izy mba hamonjenao azy* tsy ho lasa any amin’ny Fasana.*+ Ohabolana 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny tsorakazo sy ny anatra no mampahahendry,+ fa mahatonga henatra ho an-dreniny kosa ny zaza avela hanaram-po.+ Hebreo 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanafay antsika andro vitsy izy ireny araka izay hitany fa mety,+ fa izy kosa manao izany mba hahasoa antsika ka hananantsika anjara amin’ny fahamasinany.+
24 Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany,+ fa izay tia azy kosa manara-maso azy ka mananatra azy.+
15 Ny tsorakazo sy ny anatra no mampahahendry,+ fa mahatonga henatra ho an-dreniny kosa ny zaza avela hanaram-po.+
10 Nanafay antsika andro vitsy izy ireny araka izay hitany fa mety,+ fa izy kosa manao izany mba hahasoa antsika ka hananantsika anjara amin’ny fahamasinany.+