Salamo 131:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 131 Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko,+Ary tsy niandranandrana ny masoko.+Tsy nikatsaka ny ambony loatra aho,+Na naniry hahazo zavatra avo loatra.+
131 Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko,+Ary tsy niandranandrana ny masoko.+Tsy nikatsaka ny ambony loatra aho,+Na naniry hahazo zavatra avo loatra.+