Genesisy 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nandidy azy ireo izy hoe: “Izao no holazainareo amin’i Esao tompoko:+ ‘Hoy i Jakoba mpanomponao: “Nivahiny tany amin’i Labana aho ka nipetraka ela tany, mandraka ankehitriny.+ Ohabolana 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mampitony fahatezerana mafy ny valin-teny malefaka,+ fa ny teny maharary kosa mahatonga fahasosorana.+
4 Koa nandidy azy ireo izy hoe: “Izao no holazainareo amin’i Esao tompoko:+ ‘Hoy i Jakoba mpanomponao: “Nivahiny tany amin’i Labana aho ka nipetraka ela tany, mandraka ankehitriny.+
15 Mampitony fahatezerana mafy ny valin-teny malefaka,+ fa ny teny maharary kosa mahatonga fahasosorana.+