Ohabolana 15:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Manimba tena izay mandà anatra,+ fa izay manana fo hendry kosa mihaino fananarana.+ Hebreo 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary efa hadinonareo tanteraka ilay fiangaviana anareo toy ny amin’ny zanaka,+ hoe: “Aza atao tsinontsinona, anaka, ny famaizan’i Jehovah, ary aza kivy raha anariny ianao.+
5 Ary efa hadinonareo tanteraka ilay fiangaviana anareo toy ny amin’ny zanaka,+ hoe: “Aza atao tsinontsinona, anaka, ny famaizan’i Jehovah, ary aza kivy raha anariny ianao.+