15 Rehefa afaka kelikely, dia te hisotro rano mafy i Davida ka hoy izy: “Raha izao aho no mba afaka misotro rano avy amin’ilay lavaka fanangonan-drano eo am-bavahadin’i Betlehema!”+
42 Ary izay manome rano mangatsiaka na eran’ny kaopy fotsiny aza, hosotroin’ny iray amin’ireto madinika ireto satria fantany fa mpianatro ilay omeny, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very mihitsy ny valisoany.”+