Ohabolana 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ny vahiny no hidera anao fa tsy ny vavanao, ary ny hafa firenena fa tsy ny molotrao.+ Jaona 5:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ahoana moa no hinoanareo, nefa ianareo aza mandray voninahitra+ avy aminareo samy ianareo ihany, ary tsy mitady ny voninahitra avy amin’ilay Andriamanitra tokana?+ Filipianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao na inona na inona noho ny fitia te hifanditra+ na noho ny fireharehana,+ fa amim-panetren-tena kosa dia aoka samy hanao ny hafa ho ambony+ noho ny tenany.
44 Ahoana moa no hinoanareo, nefa ianareo aza mandray voninahitra+ avy aminareo samy ianareo ihany, ary tsy mitady ny voninahitra avy amin’ilay Andriamanitra tokana?+
3 Aza manao na inona na inona noho ny fitia te hifanditra+ na noho ny fireharehana,+ fa amim-panetren-tena kosa dia aoka samy hanao ny hafa ho ambony+ noho ny tenany.