Ohabolana 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mandra-pahoviana ianao, ry ilay kamo, no mbola hatory?+ Rahoviana ianao no hifoha amin’ny torimasonao?+ Ohabolana 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny hakamoana mahatonga torimaso lalina,+ ary ho noana ny olona* malaina.+ Ohabolana 24:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Raha mbola matory kely ianao, sy mbola rendremana kely, ary mbola mamoritra tanana mba hatory kely,+
9 Mandra-pahoviana ianao, ry ilay kamo, no mbola hatory?+ Rahoviana ianao no hifoha amin’ny torimasonao?+
33 Raha mbola matory kely ianao, sy mbola rendremana kely, ary mbola mamoritra tanana mba hatory kely,+