-
1 Mpanjaka 16:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tamin’ny taona fahenina amby roapolo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tao Tirza i Elaha zanak’i Basa, ary nanjaka roa taona izy.
-
-
1 Mpanjaka 16:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Farany, dia resin’ny mpomba an’i Omry ny mpomba an’i Tibny zanak’i Ginata, ka maty i Tibny, ary nanomboka nanjaka i Omry.
-