Malakia 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny olona sahisahy ratsy indray izao no lazaintsika fa sambatra.+ Natao koa izay hahombiazan’ny mpanao ratsy.+ Mitsapa toetra an’Andriamanitra ireny, nefa afa-maina.’”+
15 Ny olona sahisahy ratsy indray izao no lazaintsika fa sambatra.+ Natao koa izay hahombiazan’ny mpanao ratsy.+ Mitsapa toetra an’Andriamanitra ireny, nefa afa-maina.’”+