Ohabolana 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Aoka ianao tsy ho isan’ny mpiboboka divay+ sy mpihinan-kena tafahoatra,+ 1 Korintianina 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Ny naman-dratsy dia manimba ny fahazarana mahasoa.+