Joba 27:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia aoka izy hanangona, fa ny olo-marina no hitafy izany,+Ary ny tsy manan-tsiny no hanana anjara amin’ny volafotsy. Ohabolana 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hamela lova ho an’ny zafikeliny ny olona tsara toetra, ary ny harenan’ny mpanota kosa tehirizina ho an’ny marina.+ Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+
17 Dia aoka izy hanangona, fa ny olo-marina no hitafy izany,+Ary ny tsy manan-tsiny no hanana anjara amin’ny volafotsy.
22 Hamela lova ho an’ny zafikeliny ny olona tsara toetra, ary ny harenan’ny mpanota kosa tehirizina ho an’ny marina.+
17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+