- 
	                        
            
            Genesisy 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
8 Tatỳ aoriana, dia ren’izy mivady ny feon’i Jehovah Andriamanitra, rehefa nandehandeha tao amin’ilay zaridaina Andriamanitra, tokotokony ho tamin’ny fotoana nisian’ny tsio-drivotra malefaka.*+ Ary niafina tany ambadiky ny hazo tao amin’ny zaridaina izy ireo mba tsy ho hitan’i Jehovah Andriamanitra.+
 
 -