Ohabolana 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Maharikoriko an’i Jehovah ny molotra mandainga,+ fa mahafinaritra azy kosa ny olona tsy mivadika.+ Ohabolana 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Toy ny fofonaina mihelina ny harena azo amin’ny lainga.+ Izay te ho faty no mikatsaka izany.+
22 Maharikoriko an’i Jehovah ny molotra mandainga,+ fa mahafinaritra azy kosa ny olona tsy mivadika.+