Ohabolana 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Navelanao hitopy any amin’ny harena ve ny masonao, nefa tsinontsinona ireny?+ Fa maniry elatra toy ny an’ny voromahery tokoa ireny, ka manidina ho eny amin’ny lanitra.+
5 Navelanao hitopy any amin’ny harena ve ny masonao, nefa tsinontsinona ireny?+ Fa maniry elatra toy ny an’ny voromahery tokoa ireny, ka manidina ho eny amin’ny lanitra.+