Joela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Mihazakazaka toy ny lehilahy mahery izy ireo,+ ary mianika manda toy ny lehilahy mpiady. Samy mandeha amin’izay hitsiny izy, ka tsy manova ny lalany.+
7 “Mihazakazaka toy ny lehilahy mahery izy ireo,+ ary mianika manda toy ny lehilahy mpiady. Samy mandeha amin’izay hitsiny izy, ka tsy manova ny lalany.+