FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hoy koa i Absaloma: “Raha mba izaho mantsy no voatendry ho mpitsara eto amin’ity tany ity,+ dia ho atỳ amiko izay olona manana ady sy raharaha hotsaraina, ka hotsaraiko ara-drariny izy!”+

  • Estera 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nirehareha teo anatrehan’izy ireo izy ny amin’ny harem-beny+ sy ny hamaroan’ny zanany+ ary ny zava-drehetra nanomezan’ny mpanjaka voninahitra azy sy nanandratany azy ho ambony noho ireo andriana sy mpanompon’ny mpanjaka.+

  • Ohabolana 26:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mahita olona mihevi-tena ho hendry ve ianao?+ Ny tsisy saina aza misy antenaina kokoa+ noho izy.

  • Romanina 12:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Aoka ny fomba fihevitrareo ny hafa hitovy amin’ny fomba fihevitrareo ny tenanareo.+ Aza manambony tena+ fa mikatsaha zavatra tsotra.+ Aoka ianareo tsy hihevi-tena ho hendry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara