1 Mpanjaka 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Handeha amin’ny lalana falehan’ny tany rehetra aho izao,+ koa mahereza+ ianao ary misehoa ho lehilahy.+ 1 Mpanjaka 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Davida rainy i Solomona.+ Dia nihamafy orina tsikelikely ny fanjakany.+
2 “Handeha amin’ny lalana falehan’ny tany rehetra aho izao,+ koa mahereza+ ianao ary misehoa ho lehilahy.+
12 Ary nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Davida rainy i Solomona.+ Dia nihamafy orina tsikelikely ny fanjakany.+