2 Samoela 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nampionona an’i Batseba vadiny+ i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy+ ravehivavy, ary natao hoe Solomona+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah.+ 1 Mpanjaka 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Azo antoka mantsy fa raha vao hodimandry any amin’ny razany ny mpanjaka tompoko,+ dia hoheverina ho olo-meloka izaho sy Solomona zanako.”
24 Dia nampionona an’i Batseba vadiny+ i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy+ ravehivavy, ary natao hoe Solomona+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah.+
21 Azo antoka mantsy fa raha vao hodimandry any amin’ny razany ny mpanjaka tompoko,+ dia hoheverina ho olo-meloka izaho sy Solomona zanako.”