Ohabolana 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha izany no ataony, anaka, dia aza miara-dalana aminy.+ Ampanalaviro ny lalany ny tongotrao.+ Ohabolana 3:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Maharikoriko an’i Jehovah+ ny olona fetsifetsy,+ fa ny olo-mahitsy kosa no manana fifandraisana akaiky aminy.+
32 Maharikoriko an’i Jehovah+ ny olona fetsifetsy,+ fa ny olo-mahitsy kosa no manana fifandraisana akaiky aminy.+