Mika 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Lozan’ireo mpanao ratsy izay mieritreritra eo am-pandrianany ny hanisy ratsy,+ ka rehefa maraina ny andro dia tanterahiny izany,+ satria vitany ny manao izany.+ Matio 23:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tahaka izany koa ianareo: Miseho ho olo-marina amin’ny olona ianareo etỳ ivelany,+ nefa ao anatinareo dia feno fihatsarambelatsihy sy fandikan-dalàna.
2 “Lozan’ireo mpanao ratsy izay mieritreritra eo am-pandrianany ny hanisy ratsy,+ ka rehefa maraina ny andro dia tanterahiny izany,+ satria vitany ny manao izany.+
28 Tahaka izany koa ianareo: Miseho ho olo-marina amin’ny olona ianareo etỳ ivelany,+ nefa ao anatinareo dia feno fihatsarambelatsihy sy fandikan-dalàna.