Isaia 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Misasà ianareo,+ ary midiova.+ Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,+ ary aza manao ratsy intsony.+ Romanina 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka tsy hisy fihatsarambelatsihy+ ny fitiavanareo.+ Ankahalao ny ratsy,+ mifikira amin’ny tsara.+
16 Misasà ianareo,+ ary midiova.+ Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,+ ary aza manao ratsy intsony.+