Genesisy 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Injay fa miantsoantso mitaraina amiko avy amin’ny tany ny ran’ny rahalahinao.+ Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. Nomery 35:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aza mandray ny vidin’ny fanavotana ny ain’ny mpamono olona izay mendrika ny ho faty,+ fa tsy maintsy vonoina ho faty izy.+ Deoteronomia 27:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘Voaozona izay mandray kolikoly mba hamonoana olona* ho faty, ka mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Injay fa miantsoantso mitaraina amiko avy amin’ny tany ny ran’ny rahalahinao.+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.
31 Aza mandray ny vidin’ny fanavotana ny ain’ny mpamono olona izay mendrika ny ho faty,+ fa tsy maintsy vonoina ho faty izy.+
25 “‘Voaozona izay mandray kolikoly mba hamonoana olona* ho faty, ka mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’