Genesisy 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+ Zakaria 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo hamelezana ny namanareo,+ ary aza tia mianiana lainga,+ satria samy halako ireo zavatra ireo’,+ hoy i Jehovah.” Malakia 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa halako ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mandoto ny akanjony amin’ny herisetra”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Koa tandremo ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+
5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+
17 Aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo hamelezana ny namanareo,+ ary aza tia mianiana lainga,+ satria samy halako ireo zavatra ireo’,+ hoy i Jehovah.”
16 Fa halako ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mandoto ny akanjony amin’ny herisetra”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Koa tandremo ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+