Levitikosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah. Galatianina 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fanompoan-tsampy, filalaovana ody,*+ fifandrafiana, fifamaliana, fialonana, fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fisaratsarahana, sekta, Jakoba 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha be fialonana+ sy tia mifanditra+ anefa ianareo ao am-ponareo, dia aza mirehareha+ na mandainga hanohitra ny fahamarinana.+ 3 Jaona 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha tonga àry aho, dia hampahatsiahiviko ny nataony, izay mbola tohiziny ihany.+ Manaratsy anay tsy an-kijanona izy,+ nefa tsy vitan’izany ihany fa tsy mandray amim-panajana an’ireo rahalahy+ koa. Ary izay te handray+ azy ireo dia tadiaviny hosakanana+ sy horoahina+ tsy ho anisan’ny fiangonana.
16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah.
20 fanompoan-tsampy, filalaovana ody,*+ fifandrafiana, fifamaliana, fialonana, fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fisaratsarahana, sekta,
14 Raha be fialonana+ sy tia mifanditra+ anefa ianareo ao am-ponareo, dia aza mirehareha+ na mandainga hanohitra ny fahamarinana.+
10 Raha tonga àry aho, dia hampahatsiahiviko ny nataony, izay mbola tohiziny ihany.+ Manaratsy anay tsy an-kijanona izy,+ nefa tsy vitan’izany ihany fa tsy mandray amim-panajana an’ireo rahalahy+ koa. Ary izay te handray+ azy ireo dia tadiaviny hosakanana+ sy horoahina+ tsy ho anisan’ny fiangonana.