Deoteronomia 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Alatsaho ao am-ponareo+ sy ampiharo amin’ny tenanareo ireo teniko ireo. Dia afatory ho famantarana eo amin’ny tananareo izany, ary ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.+ Ohabolana 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny hendry no mitahiry fahalalana,+ fa ny vavan’ny adala kosa manafaingana ny fandringanana.+
18 “Alatsaho ao am-ponareo+ sy ampiharo amin’ny tenanareo ireo teniko ireo. Dia afatory ho famantarana eo amin’ny tananareo izany, ary ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.+