Ohabolana 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mitete tahaka ny toho-tantely ny molotry ny vehivavy vahiny,+ ary malama noho ny menaka ny vavany.+ Ohabolana 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 mba hiaro anao amin’ny vehivavy ratsy fitondran-tena,+ sy tsy ho babon’ny teny malefaka ataon’ny vehivavy hafa firenena.+
3 Mitete tahaka ny toho-tantely ny molotry ny vehivavy vahiny,+ ary malama noho ny menaka ny vavany.+
24 mba hiaro anao amin’ny vehivavy ratsy fitondran-tena,+ sy tsy ho babon’ny teny malefaka ataon’ny vehivavy hafa firenena.+