Ohabolana 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sao homenao olona ny hajanao,+ ary ireo taonanao ho an’izay mampahory anao,+ Ohabolana 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ary sao hitaraina ianao amin’ny hoavy+ rehefa ho levona ny nofonao sy ny vatanao.+