Salamo 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Faniry noho ny volamena ireny, eny, noho ny volamena voadio be dia be,+Ary mamy noho ny tantely+ sy ny tantely mikoriana avy amin’ny tohotra.*+ Salamo 119:127 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 127 Izany no itiavako ny didinao+Mihoatra noho ny volamena, eny, noho ny volamena voadio aza.+
10 Faniry noho ny volamena ireny, eny, noho ny volamena voadio be dia be,+Ary mamy noho ny tantely+ sy ny tantely mikoriana avy amin’ny tohotra.*+