Isaia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+ zazalahy no homena antsika,+ ary ho eo an-tsorony ny fahefan’andriana.+ Ny anarany dia hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay,+ Andrianan’ny Fiadanana.+ Jaona 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Tsy ahy ny fampianarako, fa an’ilay naniraka ahy.+
6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+ zazalahy no homena antsika,+ ary ho eo an-tsorony ny fahefan’andriana.+ Ny anarany dia hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay,+ Andrianan’ny Fiadanana.+