Genesisy 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka hisy habakabaka+ eo anelanelan’ny rano, dia aoka hisaraka ny rano ambony sy ny rano ambany.”+ Joba 26:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nasiany faribolana manodidina ny rano,+Eo amin’ny fisarahan’ny mazava sy ny maizina.
6 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka hisy habakabaka+ eo anelanelan’ny rano, dia aoka hisaraka ny rano ambony sy ny rano ambany.”+