Isaia 42:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako,+ ilay voafidiko+ izay sitrako!+ Nampitoeriko ao aminy ny fanahiko.+ Hampiharihary ny rariny amin’ireo firenena izy.+ Matio 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Injay koa nisy feo+ avy any an-danitra nanao hoe: “Io no Zanako+ malalako,+ izay sitrako.”+
42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako,+ ilay voafidiko+ izay sitrako!+ Nampitoeriko ao aminy ny fanahiko.+ Hampiharihary ny rariny amin’ireo firenena izy.+