Ohabolana 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izy ihany no ho faty noho izy tsy nihaino anatra,+ ary be ny hadalana nataony ka lasa any amin’ny lalan-diso izy.+ Matio 25:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+
23 Izy ihany no ho faty noho izy tsy nihaino anatra,+ ary be ny hadalana nataony ka lasa any amin’ny lalan-diso izy.+
46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+