Ohabolana 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny zanaka hendry mampifaly an-drainy,+ fa ny adala kosa manao tsinontsinona an-dreniny.+ Ohabolana 17:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hitondra alahelo izay miteraka zaza tsisy saina,+ ary tsy ho faly ny rain’ny tsy ampy saina.+ Ohabolana 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ny zanaka tsisy saina mampalahelo ny rainy+ sady mampitondra fahoriana ny reniny niteraka azy.+