Jeremia 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mpiandry sitraky ny foko no homeko anareo,+ ka hofahanany fahalalana sy fahaiza-manavaka ianareo.+ 1 Petera 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andraso+ ny andian’ondrin’Andriamanitra+ eo ambany fiandraiketanareo, tsy an-tery anefa, fa an-tsitrapo,+ ary tsy noho ny fitiavana tombony azo amin’ny tsy marina,+ fa amim-paharisihana kosa,
15 Mpiandry sitraky ny foko no homeko anareo,+ ka hofahanany fahalalana sy fahaiza-manavaka ianareo.+
2 Andraso+ ny andian’ondrin’Andriamanitra+ eo ambany fiandraiketanareo, tsy an-tery anefa, fa an-tsitrapo,+ ary tsy noho ny fitiavana tombony azo amin’ny tsy marina,+ fa amim-paharisihana kosa,