Ohabolana 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hiteny ianao hoe: “Fa naninona re aho no nankahala anatra e?+ Naninona re ny foko no tsy niraharaha fananarana e?+ Hosea 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho ringana ny oloko noho ny tsy fisian’ny fahalalana.+ Noho ianao nanda ny fahalalana,+ dia holaviko tsy ho mpisoroko intsony ianao.+ Ary noho ianao manadino foana ny lalàn’Andriamanitrao,+ dia hohadinoiko koa ny zanakao.+ Romanina 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+
12 Dia hiteny ianao hoe: “Fa naninona re aho no nankahala anatra e?+ Naninona re ny foko no tsy niraharaha fananarana e?+
6 Ho ringana ny oloko noho ny tsy fisian’ny fahalalana.+ Noho ianao nanda ny fahalalana,+ dia holaviko tsy ho mpisoroko intsony ianao.+ Ary noho ianao manadino foana ny lalàn’Andriamanitrao,+ dia hohadinoiko koa ny zanakao.+
28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+