FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa tsarovy i Jehovah Andriamanitrao, satria izy no manome anao hery hahazoanao harena,+ mba hanatanterahany ilay fifanekena nianianany tamin’ny razanao, toy ny amin’izao andro izao.+

  • 1 Samoela 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+

      Izy no mampietry sy manandratra.+

  • Salamo 37:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izay tahin’Andriamanitra no handova ny tany,+

      Fa izay hozoniny kosa ho ringana.+

  • Salamo 107:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Tahiny izy ireo mba ho maro be+

      Ary tsy avelany hihavitsy ny biby fiompiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara