Salamo 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nataoko teo anatrehako mandrakariva i Jehovah.+Tsy hangozohozo aho satria izy eo ankavanako.+ Salamo 125:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 125 Izay matoky an’i Jehovah+Dia sahala amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ izay tsy voahozongozona fa mitoetra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
125 Izay matoky an’i Jehovah+Dia sahala amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ izay tsy voahozongozona fa mitoetra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+