Ohabolana 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha alatsakao am-po ny fahendrena,+ ary manjary mahafinaritra anao ny fahalalana,+ Ohabolana 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena,+ ary ny fahalalana an’Ilay Masina Indrindra no atao hoe fahiratan-tsaina.+
10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena,+ ary ny fahalalana an’Ilay Masina Indrindra no atao hoe fahiratan-tsaina.+