Levitikosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah. Salamo 101:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ataoko tsy mahateny intsony+Izay olona manendrikendrika mangingina ny namany.+Tsy zakako+Izay olona manana maso miandranandrana sy fo mirehareha.+
16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah.
5 Ataoko tsy mahateny intsony+Izay olona manendrikendrika mangingina ny namany.+Tsy zakako+Izay olona manana maso miandranandrana sy fo mirehareha.+