FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy izy ireo taminy: “Izahay* mihitsy no ho faty ho solonareo!+ Raha tsy lazainareo amin’olona ny momba anay, dia haneho hatsaram-panahy feno fitiavana aminareo izahay ary hasehonay aminareo fa azonareo itokisana izahay, rehefa omen’i Jehovah anay ity tany ity.”+

  • Josoa 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha lazainao amin’olona anefa ny momba anay,+ dia tsy hanan-tsiny izahay raha ny amin’ity fianianana nampanaovinao anay ity.”

  • Jeremia 38:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia tonga tao amin’i Jeremia tokoa ny andriana rehetra ka nanontany azy. Koa araka izany teny rehetra nandidian’ny mpanjaka azy izany no navaliny an’ireo.+ Dia nangina ireo satria tsy nisy nandre ilay resaka tamin’ny mpanjaka.

  • Matio 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Olo-marina anefa i Josefa vadiny, sady tsy te hanala baraka azy ampahibemaso,+ ka nikasa hisaraka+ taminy mangingina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara