Salamo 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza manao toy ny soavaly na ny ramole tsisy saina.+Lamboridy sy tady no ihazonana azy tsy hitrifana,+Raha tsy izany izy tsy manatona anao.”+ Isaia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny omby mahalala tsara ny tompony, ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy. Ny Israely kosa anefa tsy mahalala+ ahy, ary ny oloko tsy misaina.”+
9 Aza manao toy ny soavaly na ny ramole tsisy saina.+Lamboridy sy tady no ihazonana azy tsy hitrifana,+Raha tsy izany izy tsy manatona anao.”+
3 Ny omby mahalala tsara ny tompony, ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy. Ny Israely kosa anefa tsy mahalala+ ahy, ary ny oloko tsy misaina.”+